|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 rendrehana |
| Fototeny | 2 rendrika |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Renoka kely amin' ny torimaso na dia mbola tsy matory tanteraka aza: Teo amin' ny sivy alina teo ho eo tamin' izay; mbola vao rendrehana fotsiny izahay rehetra
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 sleepy
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 qui a sommeil, assoupi
[1.8] |
| Tsipelina hafa | 7 rendremana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|