Entrée ranoray
Mots élémentaires rano ; iray
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Enti-milaza loko maro mitambatra ka manjary tokana lehibe, bambaray: Irony loko samy hafa atentin' ny habakabaka / milahatra mirindrarindra, milanto mifanapatapaka / kanjo nony kelikely mihanaka ho ranoray. (Haeckel A.)
Mitovy tantana: Tondraka ny rano manodidina ny tanàna, ka tsy nisy havoana sy lemaka intsony, fa ranoray no fitazana azy [1.1]
 Tokam-pangaro [1.13]
Explications en anglais [ rano ray ] Covered, diffused, overflown, overspread, uniform, universal. [1.2]
Explications en français [ rano-ray ] Grande surface couverte d’eau; de même niveau, de même hauteur; universel, couvert tout entier, comme d’une seule plaie, d'une sueur générale [1.3]
 Homogène [1.13]
Exemples 
1Mirebareba akanjo mainty ranoray aho rehefa tena miasa. [2.445]
2Tamin' izany, nisy fihetseham-baovao Nanova ny tontolo tony ranoray; [2.576]
3Difotra ny tanimbary rehetra, ny zehitra amoron' Alaotra lasa ohatra ny farihy ranoray daholo. [2.472]
Autres orthographes 

Mis à jour le 2023/05/28