|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  ranoiray
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 jereo ranoray [1.1#818]
Ohatra  4  Razazalahy kosa, dia voatafin' ny akanjo volonondry fotsy ranoiray, nosinganin' ny sombin-damba mavo haboka nipentina ranombalahy nitsidika teo an-tratrany havia. [2.529#]

Teny iditra (2/2)5  rano iray
Singan-teny  6 rano, 7 iray
Sokajin-teny  8  anarana
Fanazavàna teny malagasy  9 jereo ranoray [0]

Fivaditsoratra  ranoiray, rano iray

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21