Entrée ranonorana (rano, orana)
Partie du discours nom
Explications en malgache Rahona mihantona eny amin' ny rivotra manodidina ny tany izay tonga rano ka milatsaka mitaika ety ambonin' ny tany [1.1]
Explications en anglais rain. [mal. Ujan; polyn. Na.]. Compare erika [1.2]
 rain [1.7]
Explications en français pluie, eau de pluie [1.8]
Vocabulaire 
Mots composés 
Synonymes orana
Exemples 
1zavona ve sa ranonorana? [2.131]
2- tsy tanteraky ny hatsiaka mamely sy ny ranonorana mety hifafy, ny efitra moa voafanan' ny jiro sy ny afo ao aminy rahateo. [2.470]
Proverbes 
Articles 

Mis à jour le 2022/07/18