Entrée (1/2) | 1 ranomainty |
Mots élémentaires | 2 rano, 3 mainty |
Partie du discours | 4 nom |
Explications en malgache |
5 Rano fanoratana amin' ny taratasy, izay misy lokony samihafa ka ny mainty dia atao fotsiny hoe ranomainty, fa ny hafa kosa dia ampiana ny anaran-dokony avy; ranomainty manga, ranomainty mena [1.1] |
Explications en anglais |
6 Ink, black ink, blacking. [1.2] 7 ink [1.7] |
Explications en français |
8 encre [1.8] |
Exemples |
9 Dia nandray ny ranomainty sy ny penina izy, ka niantomboka hanoratra.
[2.324]
|
Entrée (2/2) | 10 Ranomainty |
Mots élémentaires | 11 rano, 12 mainty |
Partie du discours | 13 nom propre (toponyme) [Liste complète] |
Exemples |
14 Ary dia niainga ny andriana nony vita ny lokan' ady, nipaka any ranomainty sy Maharivo ny vahoaka.
[2.48]
|
Vocabulaire | 15 Géographie: agglomérations |
Anagrammes | 16 imontirana, 17 Maintirano, 18 miotrinana, 19 Ranomainty, ranomainty |
Mis à jour le 2025/10/14 |
![]() |