|
|
|
|

Teny iditra1 ranofotsiny
Singan-teny  2rano, 3fotsiny
Sokajin-teny  4 tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  5Tsy misy afa-tsy ...
6ihany, izy rehetra, avokoa, daholo, hatrany hatrany, manontolo: Ny tenaben' ilay tendrombohitra: vato ranofotsiny. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7only, just, exclusively. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8seulement, uniquement. [1.8]
Ohatra  9 fiadiana tranainy harafesina ranofotsiny! [2.471]
10 Tanim-pokonolon' I Marovato izy io, ary voanio ranofotsiny no nambolen' ny olona teo. [2.472]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11