|
|
|
|

Teny iditra1  rankizy
Singan-teny  2 ry, 3 ankizy
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Teny iantsoana ny ankizy amin-kalemem-panahy na am-pitiavana mihitsy aza: Araho tsara, rankizy, ny anatry ny ray aman-dreninareo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 vocative case of ankizy. [1.2]
7 vocative, (ankizy); oh, you children ! [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 vocatif (ankizy), oh, mes enfants ! [1.8]
Ohatra  9  izao ve ianareo no maka kitay, rankizy? [2.470]
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  11 kiranzy, rankizy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17