|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  rain'  ~  rain-
Sokajin-teny  2  endritenin' ny hoe ray
Fanazavàna teny anglisy  3 father of [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 père de [3.1]
Ohatra  5  Izy no rain' i Varindry [2.508#98]
6  Mpanefy mahay tokoa ny rain' i Naboto [2.117#44]
7  Izay rain-dRabetava dia tsy fantatra intsony [2.588]
8  Ianao no rain-janako sy hany malalako indrindra [2.470#173]
Haiendriteny 
9  Tsotra :

Teny iditra (2/2)10  rain    
Sokajin-teny  11  anarana na matoanteny
Fanazavàna teny malagasy  12 orana, ranonorana: rain [1.2, 1.7]
13 manorana: to rain [1.2]
14 patraka, patrapatraka: showers or rain [1.2]
15 mivatravatra: to pour down heavily (of rain) [1.2]
16 erika: drizzling rain [1.7]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12