Entrée | 1 poizina |
Partie du discours | 2 nom |
Dérivés |
|
Tous les mots composés |
|
Explications en malgache |
13 [1.1] Zavatra mety hahafaty raha tafiditra ao anatin' ny tena amin' ny alalan' ny fihinanana, fisotroana, sns 14 [1.13] zaka simika manimba ny taova |
Explications en anglais |
15 [1.7] poison |
Explications en français |
16 [1.8, 1.13] poison 17 [1.196] (de l'anglais : poison). Nom donné à tout ce qui est toxique, susceptible d'empoisonner. Plus spécialement les fruits de Cerbera venenifera (Poir.) Steud. (Apocynaceae), longtemps employés comme poison ordalique. |
Exemples |
18 [2.293] Dia nandeha ilay dokotera, ka nentiny ilay antsy voaisy poizina.
19 [2.470] Hamamiana misy poizina matetika ka tsy maintsy hitandreman-tena fatratra. |
Vocabulaire | 20 Santé |
Anagrammes | 21 izipoan, nizipoa, pizinao, poizina |
Mis à jour le 2025/08/10 |
![]() |