|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manapoizina
Fototeny  2 poizina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manisy poizina: Nisy nanapoizina, hono, ny rano ao am-pantsakana
5 Manome poizina: Karohin' ny polisy ny olona nanapoizina azy
6 Manimba, mamohehatra: Manapoizina ny tanora ny boky toy itony [1.1]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)11  manapoizìna
Fototeny  12 poizina
Sokajin-teny  13  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manapoizina [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  manapoizina, manapoizìna

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21