Entrée |
onitra
|
Partie du discours | nom
|
Définition malgache | Zavatra entina hasolo zavatr' olona nosimbana na verin' ny tena, simba na levona noho ny loza nihatra: Nomen' ny fanjakana dimy arivo izy ho onitry ny tranony nazeran' ny rivo-doza ¶ Sazy mifanentana amin' ny ratsy vita: Mandoa onitra iray alina ilay tratra nandoro tanety [Rajemisa 1985]
|
Traduction anglaise | restoration of something lost or spent. [Richardson 1885]
|
| compensation, restitution [Hallanger 1973]
|
Traduction française | dédommagement, remplacement [Hallanger 1974]
|
| compensation; dommages et intérêts [SLP 1986]
|
Dérivations |
Analogues |
oni-drefy |
|