|
|
|
|

Teny iditra1  manonitra
Fototeny  2 onitra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mamerina: Notereko hanonitra ny bokiko nalainy izy
5 Manolo, manefa: Hanonitra ny trosanay amin' ny asa hataony
6 Mampifandanja ny azo amin' ny very: Soa ihany fa nanonitra ny fatiantoka omaly ny tombombarotra azoko androany
7 Manarina ny ratsy vita: Tsy maintsy hanonitra ny ratsy nataoko taminy aho [1.1]
8 mamerina am-bola izay nindramina na nosimbana
9 manarina ny tsy mety [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  10 to repay, to refund, to restore. [1.2]
11 to compensate, to pay damages; to make up for [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 récompenser, remplacer; payer des dommages et intérêts [1.8]
13 rembourser
14 compenser, récupérer [1.13]
Haiendriteny 
15  Ny ankehitriny :
16  Ny lasa :
17  Ny hoavy :
18  Filaza mandidy :
Voambolana  19  Toe-karena: ara-bola ary fitantanana
Ohabolana  20  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  manonitra, 21 miantrano

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17