|
|
|
|

Entrée1  mionitra
Radical  2  onitra
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Miefa: Nionitra ihany lahy ny fatiantony
5  Misolo: Matokisa fa hionitra ny andronao very
6  Miverina: Raha mba olona misaina koa ilay nangalatra, hionitra ny famantaranandronao volamena iny [1.1]
Explications en anglais  7  restored, recovered, remunerated. [1.2]
Morphologie 
8  Présent :
9  Passé :
10  Futur :
11  Impératif :

Anagrammes  12  imontira, manoitry, mionitra, mitroañy, niriotam, nitoriam, noriatim, notairim, romainty

Mis à jour le 2023/01/20