|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 onena |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Mangoraka, malahelo, miombona alahelo amin' ny olona ory na mijaly: Onena an' io mahantra io aho hany ka manome volakely azy isaky ny mandalo eo aminy
4 Hetsehim-po: Onena daholo ny olona nandre ny lahateniny [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 low-spirited, dejected. It governs the accusative case.
[1.2] 6 to feel sorry for someone [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 Impressionné, attendri, qui ressent de la compassion, ému: Onena azy ory aho (Je suis attendri par ses souffrances) ~ Onena aho nandre izany laha-teny izany (J’ai été ému en entendant ce discours)
[1.3] 8 avoir pitié [1.8] |
| Ohatra |
9 onena ny fahadalako izy.
[2.471]
10 onena anareo aho, hoy izy nihatsaravelatsihy, nefa atao ahoana moa fa izany no lalàn' ny tany [2.5] |
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 14 Ontam-po |
| Mpanahaka | 15 antra, 16 hontsa, 17 malahelo, 18 mamelovelofo, 19 mangorapo, 20 mangoraka, 21 mangotikaaty, 22 manotikanykibo, 23 mifaditrovana, 24 mitsepo, 25 mitsetra, 26 ngoaina, 27 toroaty |
| Fivaditsoratra | 28 Enòna, onena |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|