|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 Ombalahy be maso |
| Singan-teny | 2 ombalahy, 3 be, 4 maso |
| Sokajin-teny | 5 anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
6 anaram-bositra nomena ireo mpanjaka roa lehibe teto Imerina: Andrianampoinimerina sy Ilaidama
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 (Le taureau aux grands yeux) Le roi Andrianampoinimerina s'était donné ce surnom ; on le donna plus tard à Radama I
[2.415#238] |
| Tsipelina hafa | 8 ombalahibemaso, ombalahibemaso |
| Fivaditsoratra | 9 Ombalahibemaso, Ombalahy be maso |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/20 |
|