|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 Ombalahibemaso |
| Sokajin-teny | 2 anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 jereo Ombalahy be maso
[2.298#49] |
| Ohatra |
4 hoy ny ombalahibemaso, sady napoakany ny basy iray vava.
[2.298#49]
5 Handimby ny ombalahibemaso, handimby an' Imboasalama, handimby an' Andrianampoinimerina. [2.528#] 6 Ankoatran' izany, eo ilay teny malazan' ny ombalahibemaso efa rentsika hoe: " Tsinjovy ny farany. [2.296#] |
| Fivaditsoratra | Ombalahibemaso, 7 Ombalahy be maso |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/07 |
|