Entrée ny be sy ny maro (be, maro)
Partie du discours locution
Explications en français la foule, tout le monde, tous les gens [3.1]
Exemples 
1Ary namalian' ny be sy ny maro hoe: - Izany! [Profita: Ranary, page 12]
2ny be sy ny maro kosa niditra avy eo amin' ny varavarana atsimo [Rabary: Daty, page 131]
3Avelan' ny rahona hilatsaka izy sy hirotsaka amin' ny be sy ny maro [Baiboly: 22.36.28]
4Ka dia an' ny be sy ny maro ny mieritreritra na handroso na hihemotra [Rasamuel: Zanakantitra]
5Ny tongotra anefa aza mila kiraro, ka ho aiza raha hiala amin' ny be sy ny maro? [Razafiniaina: Firaha-monina]
6Ny hena sisa dia zarain' ny be sy ny maro dia mirava fa vita ny sorona [Ramarlah: Bara]
7Sampona sendra maningana ity, sa tena santionan' ny toetry ny be sy ny maro? [Rabemolaly: Fary, page 110]
8Fa tsy handà izay marin'ny be sy ny maro io tsy akory, fa fanovan'ny Ombalahibemaso! [Rahajarizafy: Kabary, page 106]

Mis à jour le 2022/01/24