|
|
|
|

Entrée1  noho ny hafenoan-drano be loatra
Mots élémentaires  2  noho, 3  hafenoana, 4  rano, 5  be, 6  loatra
Partie du discours  7  locution
Explications en malgache  8  fialan-tsiny ataon' ny mana-manjo tsy afaka nampandre ny havana aman-tsakaiza rehetra noho ny ranomaso na alahelo be loatra tsy nahafahana nikarakara izany [1.1]

Mis à jour le 2025/10/11