|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  noho
Sokajin-teny  2  mpampitohy [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3 Azon' ny: Reraka izy noho ny ratra nahazo azy
4 Teny entina mampitaha zavatra roa ka ilay eo aorianany milaza ny zavatra fototry ny fampitahana: Ilaina noho ny volamena ny vy ~ Mamy ny akondro noho ny voasary
5 Enti-milaza antony anaovan-javatra, satria: Noho ianao m' ividy boky betsaka, dia ahenako ny vidin' ny tsirairay [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 rather, than; on account of; because. It is also used in the comparison of adjectives, as a sign of the comparative degree, and is sometimes preceded by kokoa. [1.2]
7 on account of, because of; more than, rather than [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 à cause de; plus que; plutôt que [1.8]
9 comme; noho est suivi immediatement du sujet du verbe:
10 Noho ianao nandiso fotoana, dia tsy hahazo valisoa ianao (Comme vous n'êtes pas venu à l'heure exacte, vous n'aurez pas de récompense) [1.12]
Ohatra  11  Maty noho ny sitrapoko mantsy Ilay, hoy indray ny teniny, sady vonto sy ontsa indray izy [2.324]
12  Very noho ny tahotra ny antsipika nony lany ireo vato natoraka [2.470]
13  noho ny hangezan'ny nosy onenany va re no tsy ahatsapan'ny Malagasy firy fa Antanosy izy [2.471]
Mpanahaka  14  satria
Kamban-teny rehetra  15  Fikambanana 12 amin' io teny io

Teny iditra (2/2)16  no ho
Sokajin-teny  17  kambanteny
Fanazavàna teny anglisy  18 implies motion towards [1.2#452]
Fanazavàna teny frantsay  19 marque un point de départ, et signifie; depuis... jusqu’à... :
20 Hatramin’ ny folo no ho miakatra (Depuis dix en montant) ~
21 Hatramin’ ny folo no ho midina (Depuis dix en descendant) ~
22 Hatrany no ho mankaty (Depuis là-bas jusqu’ici)
[1.3#454]
Kamban-teny rehetra  23  Fikambanana 6 amin' io teny io

Fivaditsoratra  24 hono, no ho, noho

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21