|
|
|
|

Teny iditra1  ndrafanga
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 efatra (amin' ilay teniteny tsisy dikany ataon' ny ankizy mianatra manisa hatramin' ny folo):
4 ingisa,
5 ingoa,
6 talonga,
7 ndrafanga,
8 diminga,
9 eniminga,
10 tsitonga,
11 valonga,
12 tsivaza,
13 egò [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  14 charabia des enfants jouant à compter jusqu'à dix [1.3#280]
Voambolana  15  Kilalao

Fivaditsoratra  16 fandranga, ndrafanga

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17