|
|
|
|

Teny iditra1  diminga
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 dimy (amin' ilay teniteny tsisy dikany ataon' ny ankizy mianatra manisa hatramin' ny folo):
4 ingisa,
5 ingoa,
6 talonga,
7 ndrafanga,
8 diminga,
9 eniminga,
10 tsitonga,
11 valonga,
12 tsivaza,
13 egò [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  14 charabia des enfants jouant à compter jusqu'à dix [1.3#280]
Ohatra  15  Tamin' izany koa no nampianaran' Inenitoa anay ilay tononkira, toa tononkalo fianara-manisa ho an' ny ankizy manao hoe : edrisa edroa, tolonga efanga, diminga enainga, tsitonga valonga, atsipazo ego. [2.356#17]
Voambolana  16  Kilalao

Fivaditsoratra  diminga, 17 mangidy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17