Entrée |
egò
|
Partie du discours | adjectif
|
Explications en malgache | folo (amin' ilay teniteny tsisy dikany ataon' ny ankizy mianatra manisa hatramin' ny folo):
ingisa,
ingoa,
talonga,
ndrafanga,
diminga,
eniminga,
tsitonga,
valonga,
tsivaza,
egò
[1.1]
|
Explications en français | Charabia des enfants jouant à compter jusqu'à dix [1.3]
|
Exemples | Tamin' izany koa no nampianaran' Inenitoa anay ilay tononkira, toa tononkalo fianara-manisa ho an' ny ankizy manao hoe : edrisa edroa, tolonga efanga, diminga enainga, tsitonga valonga, atsipazo ego.
[2.356]
|
Vocabulaire |
|