Entrée mose
Partie du discours nom
Définition malgache Teny iantsoana ampanajana ny lehilahy: Mose Rabeloha
¶ Ny hoe Ramose dia mazàna atokana ho an' ny mpampianatra: Iny mandalo iny Ramose, hoy Ikoto, fa andeha aho handray tanana azy [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise Mister [Hallanger 1973]
Traduction française Monsieur [Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Origine Français: monsieur.
Synonymes ramose
Exemples 
1Inty toka ny rononon' I Mose Sarila; [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 37]
2Ity Mose misy mpiasa ratsy loha, hoy io. [Andraina: Mitaraina, page 75]

Mis à jour le 2020/07/31