Entrée ramose
Partie du discours nom
Définition malgache Teny iantsoana ampanajana ny lehilahy: Mose Rabeloha. Ny hoe Ramose dia mazàna atokana ho an' ny mpampianatra: Iny mandalo iny Ramose, hoy Ikoto, fa andeha aho handray tanana azy [Rajemisa 1985]
Vocabulaire 
Origine Français: monsieur.
Synonymes mose
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1Mba faly amin' ialahy ve Ramose? [Andraina: Mitaraina, page 13]
2Fantatry Ramose Laborde izany, koa nividy omby be dia be izy, novesarany vary, mangahazo, mofo, lafarina, &, avokoa. [Callet: Tantara]

Entrée Ramose
Partie du discours nom propre (titre de livre ou pièce)
Auteur Ratsifandrihamanana Clarisse, 2006
Maison d'édition 2006. Librairie Mixte. Pages: 255.
Tableaux et planches Tous les titres
Texte 

Mis à jour le 2020/07/31