| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Teny iditra | 1 mitsilo | 
| Fototeny | 2tsilo | 
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
4 Manazava, manome hazavana: Ny volana fenomanana no nitsilo ny dianay halina ~ Andriamanitra anie hitsilo ny sainao amin' ny fanadinana izay hataonao [1.1] | 
| Fanazavàna teny anglisy | 
5 to light the way; to look for something with a light [1.7] | 
| Fanazavàna teny frantsay | 
6 éclairer; chercher avec une lumière [1.8] | 
| Ohatra | 
7 Izy izay mitsilo lalana ireo mpilanja an-dreniny, nefa toa mitoetra amin' ny haizina ihany indray.
[2.470] 
 | 
| Haiendriteny | 
  | 
| Kamban-teny rehetra | 12samy mitsilo ny alehany toa angamenavava | 
| Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny io | 
| Fivaditsoratra | 14 milotsy, 15 mitsilo, 16 tsimoly | 
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 | 
 |