|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mitrona
Fototeny  2 trona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 mamoaka feo: Mitrona ny kisoa
5 Misatrasatra tsy avy miaina:
6 Mitrona ny marary [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 to grunt like a pig [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 grogner comme un porc; rugir, ronfler [1.8]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Voambolana  13  Feo 14  Haibiby: (amin' ny ankapobeny)

Teny iditra (2/2)15  mitronà
Fototeny  16 trona
Sokajin-teny  17  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitrona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  18 manotry, 19 miranto, mitronà, mitrona

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21