Entrée trona
Partie du discours nom
Définition malgache Feon' ny kisoa kely (ny fampiasa matetika amin' izany anefa dia ny hoe trontròna). [Vocabulaire: Zoologie: (en général) ~ Son]
¶ Fisatrasatrana tsy avy miaina, fandre ataon' ny olona miala aina na marary mafy. [Vocabulaire: Santé ~ Son] [Rajemisa 1985]
Dérivations 

Mis à jour le 2020/07/31