|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mitrerona
Fototeny  2 trerona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manao feo (na endrika na fihetsika) mampitahotra, mampivadi-po;mandrahona amin' ny feo: Mifihifihy erý Ikoto kely raha vao mitrerona rainy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to snarl [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 grogner, rugir; gronder [1.8]
Ohatra  7  hoy izy nitrerona, sady nirefotra ny tehamaina. [2.472]
8  hoy ny fitrenan' ny feon' dRazamany sy Patrice niara-nitrerona... [2.471]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)13  mitreròna
Fototeny  14 trerona
Sokajin-teny  15  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitrerona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  mitreròna, mitrerona

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21