|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mitoby
Fototeny  2 toby
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Milasy: Mitoby atsy avara-tanàna ny miaramila
5 Miangona, miavosa, miavovona: Izaitratra ny vary mitoby ao an-tsena fa fararano ny andro [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to encamp [1.2]
7 to camp [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 camper [1.6]
9 être rassemblés [Tanala] [1.6]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :
Mpanahaka  14  mamozezy, 15  miangona, 16  miavosa, 17  miavovona, 18  mifanongoa, 19  mihorona, 20  mitangorona, 21  mitobe, 22  mivangongo, 23  mivongaingy, 24  mivozezika

Teny iditra (2/2)25  mitôby
Sokajin-teny  26  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  27 mipetraka [Tanosy] [1.78]

Fivaditsoratra  mitôby, mitoby

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21