|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mihorona
Fototeny  2 horona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mihodina mivoromborona: Efa mihorona ny tady
5 Miforitra: Mihorona ny tsihy
6 Miketrona sy mifandrirotra: Mihorona ny hodi-doha [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 to be in a roll, to be rolled up [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 être enroulé, qu'on roule [1.8]
Ohatra  9  Na ny omby aza no karavasiana, hita fa mifihifihy, taitra ary mihorona ny hodiny nandalovan' ilay dian-karavasy. [2.472]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  14  Fikambanana 3 amin' io teny io

Teny iditra (2/2)15  mihoròna
Fototeny  16 horona
Sokajin-teny  17  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihorona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  mihorona, mihoròna, 18 mirohona, mirohòna

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21