|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 mitantana |
| Fototeny | 2 tantana |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Manohana (zaza na marary) mandeha ka mandray ny tanany eo am-pamindrana miaraka aminy: Nitantana ny zandriny tsy mbola mahay mandeha Ikoto
5 Manampy ka mahatonga handeha amin' ny lalana tsara: Izy no nitantana ny dianay 6 Mitondra, mifehy: Ny komitin-tsekoly no mitantana ny sekoly [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 to take or lead by the hand
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 tenir, conduire par la main
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 13 jamba mitantana jamba |
| Teny iditra (2/4) | 14 mitantana |
| Fototeny | 15 tantana |
| Sokajin-teny | 16 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
17 Mizara (hena, vary, sakafo, vola...)
18 Mitovy lenta [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (3/4) | 23 mitantana |
| Fototeny | 24 tantana |
| Sokajin-teny | 25 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
26 miadidy, miandraikitra
[1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
27 gérer
[1.13] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (4/4) | 32 mitantàna |
| Fototeny | 33 tantana |
| Sokajin-teny | 34 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitantana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Fivaditsoratra | mitantàna, mitantana, 35 tany manta |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|