|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 tantàna |
| Fototeny | 2 tana |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 (Endrika verindroan' ny teny hoe: "Tana") Fandraisana olona amin' ny tanana ka entina mamindra miaraka amin' ny tena. (Marihina fa efa niova toerana ny tsindrim-peon' io teny io amin' ny fiteny mahazatra ka nanjary tàntana)
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 duplicatif de tana
[1.3] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 8 mamaky tantana mamaky sarona |
| Teny iditra (2/4) | 9 tantana |
| Sokajin-teny | 10 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
11 Fizarana zavatra amin' olona maro samy kendrena hanana anjara avokoa
12 Fizarana vola na sakafo amin' olona maromaro nandray anjara tamin' ny fandevenana na famadihan-drazana na lanonana na asa tsotra: Mahafinaritra fa vita tsara ny tantana [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
13 distribution de viande, de riz ou d'argent, surtout au Fandroana et aux enterrements
[1.3] 14 distribution de vivres ou d'argent en parties égales [1.196] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 16 Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Ohabolana | 17 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (3/4) | 18 tantana |
| Sokajin-teny | 19 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
20 Fandrin-javatra, lenta: Tsy mitovy tantana ny tokotany
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
21 égalité de niveau, égalité d'un tissu bien fait
[1.3] |
| Kamban-teny rehetra | 22 Fikambanana 12 amin' io teny io |
| Teny iditra (4/4) | 23 tantàna |
| Sokajin-teny | 24 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
25 (de tana : action de retenir ; allusion au latex adhésif, employé comme colle peu efficace ; on en fait surtout des gluaux pour capturer les petits oiseaux). Jatropha curcas L. (Euphorbiaceae).
26 Nom relevé par A. Grandidier dans ses cahiers manuscrits, d'après J. Lombard, ASSEMI, vol. 7, n° 4, p. 89 (1976). [Sakalava] [1.196] |
| Voambolana | 27 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Fivaditsoratra | tantàna, tantana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|