Entrée atantana (tantana)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Entina mitantana, mitarika amin' ny tanana: Ny tanany havanana no natantany ny zandriny [1.1]
Morphologie 
Présent : atantana, atantako, atantanao, atantany, atantantsika, atantanay, atantanareo, atantan', atantan-, atantam-, atanta-
Passé : natantana, natantako, natantanao, natantany, natantantsika, natantanay, natantanareo, natantan', natantan-, natantam-, natanta-
Futur : hatantana, hatantako, hatantanao, hatantany, hatantantsika, hatantanay, hatantanareo, hatantan', hatantan-, hatantam-, hatanta-
Impératif : atantano

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20