|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mitaky trosa |
| Singan-teny | 2 mitaky, 3 trosa |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 mandidy ny hamerenana ny trosa
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 to collect a debt
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 réclamer une dette
[1.8] |
| Fivaditsoratra | 8 mitakositra, mitaky trosa, 9 Ratsimitako |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|