Entrée mitaky (taky)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mampandoa trosa na izay nindramina: Mitaky ny trosako aho
Mila, mitady, mangataka mafy: Mitaky karama ambony loatra ireo mpiasa ireo
Mitovy hevitra: maka ny an' ny tena ~ mamoritra ~ mampandoa ~ manao tadidin' ny mpanaraka ~ manao takin' adala ~ manaraka ~ mihady levenambola [1.1]
Explications en anglais To demand one's due [1.7]
Explications en français Réclamer, réclamer son dû [1.8]
Exemples 
1Mitaky mahazo, itakian-tsy ahazoana; [2.69]
2Ankehitriny tonga aho mitaky ny anjarako aminy. [2.895]
Morphologie 
Présent : mitaky
Passé : nitaky
Futur : hitaky
Impératif : mitakia
Mots composés 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/10/04