|
|
|
|

Teny iditra1  trosa
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Volan' olona any amin' ny tena mbola tsy maintsy haloa: Tsy mahaloa ny trosaho ianao ka hotoriko
4 Adidy tsy maintsy hatao na hotanterahina; zavatra tsy maintsy hatao; fankasitrahana: Anananao trosa aho tamin' ny namonjenao ahy. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 dette, traite [1.13]
Ohatra  6  Indrindra izaho mbola mandoa trosa ity. [2.4#]
7  ary sao manantena hanana ka mahabe trosa. [2.346#34]
8  Ireo olona verin-trosa noho ny fahabankiona ka tsy mbola voaverin-jo; [2.114#]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  17  Fikambanana 15 amin' io teny io
Ohabolana  18  Ohabolana misy io teny io
Lahatsoratra  19 Randzavola: trosa ao amin' ny Baiboly

Fivaditsoratra  20 rotsa, 21 satro, trosa, 22 tsora

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17