|
|
|
|

Entrée (1/2)1  misompirana (sompirana)
Partie du discours  2  verbe actif
Explications en malgache  3  Tsy mahitsy tsara ny toerany na ny fipetrany: Ahitsio ity tsihy ity fa misompirana 4  Mitsivalana, mivilana: Nodidiany misompirana ny akanjoko ka simba 5  Miolaka, tsy mandeha mahitsy rehefa manao zavatra: Mahay misompirana izy rehefa sendra zava-tsarotra 6  Tsy mivantana: Reko misompirana fa hisy Minisitra hosoloana hono [1.1]
Explications en anglais  7  to be oblique, to be bevelled [1.7]
Explications en français  8  être en biais, être placé obliquement [1.8]
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :
12  Impératif :
Analogues  13  tailana, mibirioka, mivaona, mivilana
Mots composés 

Entrée (2/2)15  misompiràna (sompirana)
Partie du discours  16  impératif du verbe actif misompirana
Explications en malgache  17  [1.1]
Explications en français  18  [1.3]
Tableaux et planches  19  Tous les impératifs actifs

Anagrammes  20  misompirana, misompiràna, misompirana, misompiràna

Mis à jour le 2024/09/02