|
|
|
|

Entrée1  tailana
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  Vilana, tsy mitovy ny an-daniny roa avy, mitongilana ny ilany, somaradimbana, tafy: Tailana ity latabatra ity izany fa mitongilana ny ilany noho ny iray [1.1]
Explications en anglais  4  Crooked, irregular, disproportional [1.7]
Explications en français  5  Inégal, irrégulier, dont un côté est plus grand que l'autre. Comme tafy [1.3]
6  Irrégulier, tordu, disproportionné [1.8]
Exemples  7  Ka ny fianakaviana iazaina amin' izany dia tsy irony fianakaviana tailana. [1.317#]
8  raha olombelona ianao, dia tsy maintsy tailana andrenesana indraindray, na diso hevitra kely. [2.285#]
Dérivés 
9  Verbes actif :
10  Verbes passif :
11  Verbes relatif :
12  Noms :
13  Adjectifs :
Mots composés 
Proverbes  16  Proverbes contenant le mot tailana

Anagrammes  17  atanila, tailana

Mis à jour le 2023/09/10