|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 misidina |
| Fototeny | 2 sidina |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Miezaka miakatra eny amin' ny habakabaka: Misidina ambony vao tra-pahoriana ohatra ny akohokely lasampapango
5 Mandeha haingana maivamaivana: Misidina izy rehefa mandeha 6 Misondrotra ambony be amin' ny fahaizana, voninahitra, harena...: Nisidina ambony tamin' ny harena Ingahy Rabe tato anatin' ny roa taona [1.1] 7 manidina [1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8 to fly high, to fly
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 voler dans l'air, voler
[1.8] 10 voler [1.13] |
| Haiendriteny |
|
| Mpanahaka | 15 manidina, 16 mikopakaelatra, 17 misodika, 18 misonanina |
| Ohabolana | 19 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 20 misidìna |
| Fototeny | 21 sidina |
| Sokajin-teny | 22 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao misidina [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Fivaditsoratra | misidina, misidìna |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|