| Entrée (1/3) | 1 miraparapa | 
| Radical | 2 raparapa | 
| Partie du discours | 3 verbe actif | 
| Explications en malgache | 4   mipelipelika tsy misy filaminana [Bara]
 [1.78] 5 Mandeha na mamindra tsy mahita izay hodiavina ka mitsapatsapa; mandeha amin' ny maizina: Maty tampoka ny jiro ka niraparapa eran' ny trano aho Mandeha-mizotra fotsiny amim-pahamaikana ka tsy mihevitra izay ho vokany, mandeha anjamba mitotototo, manao zavatra tsy voakendry: Niraparapa tany amiko izy taorian' ny nahavoazan-janany [1.1] | 
| Explications en anglais | 6   to grope for or at things in the dark; to stagger as one groping about. [1.2] | 
| Morphologie | 
 | 
| Analogues | 11 mitsapatsapa, mipapapapa, miapanapana, mipampana, mipempena | 
| Entrée (2/3) | 12 miraparapa | 
| Partie du discours | 13 verbe actif | 
| Explications en malgache | 14   dodona dia dodona [Sihanaka]
 [1.78] | 
| Entrée (3/3) | 15 miraparapà | 
| Radical | 16 raparapa | 
| Partie du discours | 17 impératif du verbe actif miraparapa [Liste complète] | 
| Explications en anglais | 18   [1.2] | 
| Anagrammes | 19 miraparapà, miraparapa | 
| Mis à jour le 2025/10/31 |   |