|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mipapapapa
Fototeny  2 papapapa
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mamindra maika mankatsy mankaroa noho ny fahaverezan-kevitra; mitotototo, miraparapa [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :
Mpanahaka  9  miapanapana, 10  mikoropaka, 11  mikoropoka, 12  mipempena, 13  mipepipepy, 14  mirafandrafana, 15  miraparapa, 16  mirepirepy, 17  mirotoroto
Ohabolana  18  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)19  mipapapapà
Fototeny  20 papapapa
Sokajin-teny  21  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mipapapapa [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  mipapapapà, mipapapapa

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21