|
|
|
|

Teny iditra1  mirana
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Falifaly ka hita amin' ny tarehy sariadriaka sy feno hehy izany: Olona miran-dava io zazavavy io [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 happy, radiant, smiling [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 radieux [1.3#442, 1.8]
6 content, enjoué, réveillé [1.3#442]
7 heureux, souriant [1.8]
Ohatra  8  Tarehy mirana sy dia maika hatrany no iarahana. [2.470]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Tovy hevitra  16 miramirana
Mpanahaka  17  miriadriaka, 18  ravoravo, 19  sariadriaka
Kamban-teny rehetra  20  Fikambanana 2 amin' io teny io

Fivaditsoratra  21 mañary, manary, 22 manira, manirà, 23 marina, mariña, marìna, mirana

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/25