|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 miramirana |
| Fototeny | 2 mirana |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Falifaly ka hita amin' ny tarehy sariadriaka sy feno hehy izany:
5 Olona miramiran-dava io zazavavy io [1.1] 6 falifaly, ravoravo [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 radieux
[1.3#442, 1.13] 8 content, enjoué, réveillé [1.3#442] |
| Ohatra |
9 Miramiramn-tarehy izy (Il a la figure radieuse de joie)
[1.3#442>Miramiramn-tarehy izy (Il a la figure radieuse de joie) 10 Ny tarehiny hatsatra toa miramirana ao anatin ny volony milobolobo mandrakotra ny endriny. [2.324] |
| Sampanteny |
|
| Tovy hevitra | 27 mirana |
| Mpanahaka | 28 miriadriaka, 29 ravoravo, 30 sariadriaka |
| Ohabolana | 31 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 32 marimarina, miramirana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|