|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mimenomenona
Fototeny  2 menomenona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mitaraindraina be noho ny tsy fahafaliana: Nimenomenona Ikoto fa niangatra, hono, ny mpampianatra [1.1]
Ohatra  5  Somary mimenomenona kely indray izy, nony inona, ka asainy polipolesin' ny vavy ny tongotra aman-tanany. [2.470]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :
Mpanahaka  10  manaolemozy, 11  mentsomentsona, 12  mikafara, 13  mikahonkahona, 14  mikaikaika, 15  mikamenona, 16  mikobabaka, 17  mikodradraka, 18  mikoinkoina, 19  mikonaina, 20  mimoimoy, 21  mimonjomonjo, 22  mimonomonona, 23  mingonongonona, 24  mitaraina
Ohabolana  25  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)26  mimenomenòna
Fototeny  27 menomenona
Sokajin-teny  28  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mimenomenona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]

Fivaditsoratra  mimenomenona, mimenomenòna, 29 minemonemona

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21