|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 menomenona |
| Fototeny | 2 menona |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Teniteny betsaka mariky ny tsy fahafaliana amin' olona; kamenona: Tsy ny raharaha no atao fa be menomenona eo
[1.1] |
| Ohatra |
5 Ny olona be menomenona na mampitranga ny lelany no ompana amin' ny [...]
[1.519#]
|
| Sampanteny |
|
| Tovy hevitra | 10 menimenina |
| Mpanahaka | 11 afakamenomenompo, 12 menomenompo |
| Kamban-teny rehetra | 13 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | menomenona, 15 nemonemona |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|