|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mikombona
Fototeny  2 kombona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Tsy misokatra: Nikombona ny vavan' ity zaza ity ka tsy hita izay hampidirana ny fanafody
5 Tampina: Efa mikombona ny vava fery ka tsy ela dia ho sitrana
6 Tsy mivelatra, mihorona: Mikombona isan' alina ny felan' ity voninkazo ity [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 to close together, as the lips or the sides of a wound, etc [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 se resserrer, se fermer, être fermé:
9 Mikombona isan-kariva ny ravin’ io zava-maniry io (Les feuilles de cette plante se ferment tous les soirs) ~
10 Efa nikombona ny fery (a plaie s'est fermée)
[1.3#350]
11 se fermer, commes les lèvres, une blessure, etc [1.8]
12 se refermer le soir comme le font de nombreuses fleurs et feuilles, et surtout de se refermer rapidement sous l'effet d'un choc, comme les feuilles de la sensitive. [1.196]
Ohatra  13  Ny ifandraisan' izy roa ireo dia ny fahafahana misokatra sy mikombona. [1.519#]
14  Ny fananana atolotra amin' ny vava mikombona, dia toy ny fanatitra fihinana, apetraka eo ambony fasana. [2.996#]
Haiendriteny 
15  Ny ankehitriny :
16  Ny lasa :
17  Ny hoavy :
18  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  19  Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (2/2)20  mikombòna
Fototeny  21 kombona
Sokajin-teny  22  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikombona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  mikombona, mikombòna

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21