|
|
|
|

Entrée1  mijery
Partie du discours  2  verbe actif
Radical  3  jery
Explications en malgache  4  [1.78] mihevitra [Sihanaka]
5  [1.1] Manatodika ny maso any amin' olona na zavatra iray mba hahita azy: Sady nijery ahy izy no niteny izany
Mitazana: Aza mandany andro mijery eo am-baravarankely eo ianao
Mitandrina: Nahoana no tsy mijery izay ataonao akory ianao
Mihevitra: Tsy mijery afatsy ny fahamendrehany aho, / Mikarakara: Rakoto ve hijery ny mahantra
Mahita ka tsy miraharaha, tsy milaza: Aza mijery arma an-tava
Misy hevitra iraisana: mitily, mitsikilo, mizaha taratra, manazangazana, manarangarana, mangarangarana, mitaratra, manompirana, mangala-pijery, manao jery vilana, manao very maso, mitsipalotra (ny maso), mitodika, miherika, mangarika, mandritika, mijery ambony, miandrandra
Explications en anglais  6  [1.7] to look at
Explications en français  7  [1.8] regarder
Exemples  8  [2.472] Misy fetra ny fahazakan' ny olona mijery na manao zava-doza.
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :
12  Impératif :
Tous les mots composés 
Synonymes  19  mila jery
Analogues  20  mitazana, mikandrana, mitanjo, manopy maso, mitsirika, manombana, mibandrina, mivandrina, mivandraka, mivandravandra, mibanjina
Proverbes  21  Proverbes contenant le mot mijery

Mis à jour le 2025/09/12