|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mitazana
Fototeny  2 tazana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mijery lavitra, mitsinjo: Mitazana ny mpangalatra avy eto am-baravarankely eto aho [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to view from above or from a distance [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 regarder d'en haut ou de loin; observer [1.8]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)12  mitazàna
Fototeny  13 tazana
Sokajin-teny  14  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitazana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  mitazàna, mitazana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21