|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  jery
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fanopazana ny maso, fitazanana: Nanao fara jery ilay tanàna izy nony tonga teo an-tampon-kavoana dia lasa [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 a look [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 regard [1.3#294, 1.8]
6 coup d'oeil
7 Figuré: attention, charité, commisération [1.3#294]
8 vue [1.13]
Ohatra  9  Nataon' Ineny tsara jery aho nefa nahajery azy tsy nikimpy koa. [2.332#]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Kamban-teny rehetra  23  Fikambanana 21 amin' io teny io

Teny iditra (2/3)24  jery
Sokajin-teny  25  anarana
Fanazavàna teny malagasy  26 hevitra [Mahafaly, Sihanaka] [1.78]

Teny iditra (3/3)27  jery
Sokajin-teny  28  anarana
Fanazavàna teny frantsay  29 nom d'une espèce d'oiseau, serin, fauvette. [Tankarana] [1.19]
Voambolana  30  Haibiby: vorona
Tovy hevitra  31 sabery

Fivaditsoratra  32 jery, 33 rejy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09