|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mijaly |
| Fototeny | 2 jaly |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Miaritra zavatra maharary mihatra aman' aina na zava-tsarotra manahirana: Mijaly mafy izy amin' io aretiny io
5 Miandry mafy: Nijaly mihitsy aho ambara-pahatonganao [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 to suffer
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 souffrir
[1.8] |
| Ohatra |
8 Na dia mifonoka sy mijaly amin' ny aretina ao anaty lamba aza Rasoa, dia reny tsara ny tenin-janany.
[2.470#131]
9 Ny ankabeazan' ny olona amin' izany toerana voalazako izany no anisan' ny mijaly amin' ny fitondran-janatany. [2.472#197] |
| Haiendriteny |
|
| Mpanahaka | 14 fadiranovana, 15 miaritra ny mafy mahatsiaro mangirifiry, 16 miferinaina, 17 mifia-dranomaso, 18 miritra aina, 19 mitoloko, 20 mitondra kitra, 21 mitondra ny mafy, 22 mitondra ny maizina, 23 mitondra ny tsy eran' ny aina, 24 mitondra rofy, 25 sendra ny mangidy tsy telina, 26 voan' ny aza manody |
| Ohabolana | 27 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|